|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valabe
Fototeny  2  vala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  grand champ, grande rizière [1.3]
5  terroir villageois [1.13]
Ohatra  6  valabe tsy maniry vary avaratr' i Namehana [2.857#]
7  raha tiana ny vary, ny valabe no asian-jezika [2.587#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny valabe io

Teny iditra (2/2)9  vala be
Singan-teny  10  vala, be
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12  (taloha) fahazoana miliba manao fitondran-tena ratsy na amin' olona foko inona na amin' olona foko inona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  liberté d'avoir des relations coupables dans toutes les castes [1.3]

Fivaditsoratra  14  vala be, valabe, vala be, valabe

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01