|
|
|
|

Teny iditra 1  valiana
Fototeny  2 valy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena valiny (taratasy na fanontaniana): Valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e!
9 Setrena: Tsy tokony ho novalianao ratsy ny soa nataoko anao
10 Omena valin-teny tsy amim-panajana, toherina: Tezitra tokoa aho ka novaliako mafy izy [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe valiana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 avilana, 14 ivalana, 15 lavania, 16 laviana, valiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21