|
|
|
|

Teny iditra1  valonga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] valo (amin' ilay fiteny fanaon' ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, ego
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#280] charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02