|
|
|
|

Teny iditra1  vaninandro
Singan-teny  2  vany, andro
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  5  Ny andro sy volana ary taona nitrangan-javatra na nanaovana asa iray: Ny vaninandro 26 Jona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  temps fixe, jour fixé [1.3#810]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21