|
|
|
|

Teny iditra1  vanin-taona
Singan-teny  2  vany, taona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
5  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  6  vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  saison [1.13]
Tovy hevitra  8  tonontaona
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny vanin-taona io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01