|
|
|
|

Teny iditra 1  vankonina
Fototeny  2 vankona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Halamaina tsara atao malambolambo amin' ny vankona
9 Voamboatra tsara aoka izany: Ohatra ny novankonina erý ny fiteniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be planed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rabote: Hoatra ny vankonina ny teniny (Il parle clair et net) [1.3]
12 qu'on rabote [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21