|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vankona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a carpenter's plane; cf. rabao
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] rabot; cf. rabao
Ohatra  6  Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366]
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tovy hevitra  15  rabao
Kamban-teny 
Lohateny  24  Vankona : Ny rafitry ny teny (DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire)

Teny iditra (2/2)25  Vankona
Zana-dohateny  26  Ny rafitry ny teny
Singan-teny  27  vankona
Sokajin-teny  28  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  29  DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire
Mpanonta printy  30  , 1971. Haavony: 22cm. Ambainy: 14cm. Takila: 63

Fivaditsoratra  31  avankon, navanko, vankona, Vankona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05