|
|
|
|

Teny iditra 1  vantanina
Fototeny  2 vantana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aleha tsy mivilivily: Novantanin' ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny entana nafeniny
9 Lazaina tsy misy olakolaka: Vantano ny teninao fa aza safarina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 où l'on va droit, qu'on attaque de front, qu'on exprime clairement [1.3]
11 où l'on va droit [1.8]
Ohatra  12  Marary maro no tsy maintsy vantanina satria tsy vitsy rahateo no tonga avy amin' ny tanàna akaikikaiky kokoa noho ny an-dRainitoandro mivady. [2.470#50]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21