|
|
|
|

Teny iditra 1  vantotra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Ny ankehitriny :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce [1.3]
Ohatra  9  Hianao vantony, izaho maitso volo [2.69#230]
10  Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra [2.558]
11  Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana [2.643#39]
12  Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo [2.643]
13  Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa [2.996]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe vantotra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21