Teny iditra varo-bazaha
Singan-teny varotra ; vazaha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Varotra tsy misy ady varotra fa efa raikitra hatrany tsy azo ovana ny vidin' entana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vente à prix fixe [1.3]

Teny iditra varobazaha
Singan-teny varotra ; vazaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de varona et vazaha : étranger, introduit). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae). Arbre introduit pour ses fruits comestibles, parfumés. Voir aussi jamborizano. C'est le « Jam-rosa » des créoles, parce qu'il rappelle l'odeur du Géranium rosat. [1.196]
Anarana siantifika Eugenia jambosa
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23