Teny iditra varozaka (rozaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra lava mirefarefa na mitaritarika
Teny lava tsy misy antony fa ny teo ihany no averimberina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de ce qui est long, fluet et pendant; paroles confuses, désaccord, différend [1.3]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra varozaka (rozaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Faible, épuisé [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/17