Teny iditra |
vatoasana
|
Singan-teny | vato ; asa |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Vato fanasana harena na fanakosehana ody [1.78]
|
| [Tanala]
Fandranitana antsy na fiasana, vato fandrangitana antsy na fiasana [1.78]
|
| Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy [1.1]
|
| Vato fanasana fitaovam-piasana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A stone used for grinding knives, etc., a grindstone. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Meule [1.13]
|
Ohatra | ny feny an-ila vatoasana.
[2.69]
|
Tovy hevitra | |
|