|
|
|
|

Teny iditra1  vatofalia
Singan-teny  2  vato, falia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] pierre à fusil, silex
Ohatra  6  Nanampy ny basy sy ny pondy sy ny vatofalia teo aloha [2.48]
Voambolana  7  Haibolantany
Tovy hevitra  8  falia, vatoafo
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny vatofalia io

Fivaditsoratra  10  vatofalia, vatolafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21