Teny iditra | vatomandry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Vary afafy amin' ny heniheny ka jinjaina amin' ny ririnina [1.1] | |
Teny iditra | Vatomandry (vato, mandry) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Fangi-bolantany | -19.3333333, 48.9833333 | |
Haianarantany | vato, mandry | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |