|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vatsy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Sakafo, na vola atao solony, omena olona handeha hivahiny lavitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 provisions for a journey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 provision de voyage [1.8]
23 provision [1.13]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how vatsy
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 26  vatsy
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 Fiantsoana vorondolo any amin’ny faritra menabe koa ny Vatsy. Asio madagascariensis [3.0]
Voambolana  29  Haibiby: vorona
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  31 Vastì, 32 Vasty, vatsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15