|
|
|
|

Teny iditra1  vavadidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Loaka atao amin' ny fanambanin' ny lafaoro fanempoana vy, mba handehanan' ny rivotra tsara mampirehitra ny afo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  tuyère de forge [1.13]
Singan-teny  5  vava, didy

Fivaditsoratra  6  dadivavy, vavadidy

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15