|
|
|
|

Teny iditra1  vavafo
Fototeny  2  vava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  vavony [Bara] [1.78]
5  Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the solar plexus [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  le creux de l'estomac [1.8]
Ohatra  8  Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
Voambolana  9  Haiaina
Tovy hevitra  10  ambavafo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31