|
|
|
|

Teny iditra 1  vavarana
Fototeny  2 vavatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tatahana kely
9 Vahana, velarina
10 Aseho, ambara, aposaka [1.1]
Ohatra  11  Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy. [2.895#]
12  Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy. [2.643#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe vavarana

Fivaditsoratra  14 varavaña, vavarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26