Teny iditra |
vavolombelona
(vava, olona, velona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Témoin [1.13]
|
Ohatra |
1 | nofo sy ra no vavolombelona!
[2.470]
|
2 | Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry
[2.472]
|
3 | Ho faty ny vavolombelona mandainga
[2.996]
|
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|