|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vavony
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny vavony io

Teny iditra (2/2)7  vavony
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  10  (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [Tankarana] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31