|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  velarana
Fototeny  2 velatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to have something spread or unrolled on it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 pour qui on déploie, là où l'on étend [1.3]
11 sur quoi on déplie ou déroule quelque chose [1.8]
Ohatra  12  Roa ny lambamena, ary ny be velarana sy ny tsara tarehy indrindra fantany. [2.470#71]
13  Eo atsimo andrefan' i Marovato, misy tany hetsina bebe velarana ihany. [2.472#153]

Teny iditra (2/2) 14  velarana
Fototeny  15 velatra
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 aire, surface, superficie [1.13]
Voambolana  18  Matematika: rafitsary
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 28 misy ny teny hoe velarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20