|
|
|
|

Teny iditra 1  velezina
Fototeny  2 vely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana
9 Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary
10 Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be struck; to be beaten; to be threshed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [1.3]
13 qu'on bat, qu'on frappe [1.8]
Ohatra  14  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472#21]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21