Teny iditra | 1 velom-bolo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mitsiatsia tsara, falifaly, miramirana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] refait, qui reprend, qui se relève |
Ohatra |
5 [2.48] dia alaina ireo fanafody efa-doha ireo indray, dia ahosotra azy indray, dia velombolo ny hoditra. |
Singan-teny | 6 velona, volo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |