|
|
|
|

Teny iditra 1  velomina
Fototeny  2 velona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy
9 Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany
10 Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao
11 Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo
12 (hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume [1.8]
Ohatra  15  Aza velomina ny vehivavy manana ody. [2.996]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe velomina
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 milevona, 19 mivelona, velomina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21