Teny iditra velomy (velona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana velomina [fitanisana]
Ohatra 
1Andeha velomy, ilay ity! [2.298]
2Velomy maso ny rainao, Mba tsarovy ny soa nataony; [2.69]
3Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao [1.1]
Anaran-toerana 

Teny iditra velomy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Nom relevé par Leandri et Faublée pour un viscum (Loranthaceae) (vient de veloma : vivez !). [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31