Teny iditra | 1 ventiny |
Sokajin-teny | 2 anarana venty sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza zavatra vongany fa tsy ranony [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 en chimie végétale = la substance ; la partie solide par rapport au liquide ; le précipité [1.196] |
Ohatra |
5 hoy izy, tsy rony tsy ventiny izao. [2.4] 6 Hasian-teny kely avy angaha, satria tsy dia misy ventiny misongadina. [2.298] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny ventiny io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |