Teny iditra | 1 very anarana |
Singan-teny | 2 very, anarana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ray na reny niteraka izay nanjary very anarana fa naka ny anaran-janany nampiana hoe Raini na Reni: Very anarana Ratsimandresy fony niteraka an' i Bao fa lasa hoe Rainibao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to have lost rank or position to have changed one's name, as parents not of noble rank so frequently do in taking the name of their first-born child. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |