|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  anarana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
6 iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 name [1.2, 1.7]
8 appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 nom [1.8, 1.13]
10 dénomination [1.13]
Voambolana  11  Haiteny
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny hoe anarana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  Anarana
Singan-teny  15 anarana
Sokajin-teny  16  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  17 Rapatsalahy Paul
Mpanonta printy  18  Edisiona Takariva. 1981. Haavony: 16cm. Ambainy: 11.5cm. Takila: 20.

Fivaditsoratra  Anarana, anarana, 19 aranana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24