|
|
|
|

Teny iditra1  very haja
Singan-teny  2  very, haja
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] very hasina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-boròka, afakaja, afa-boninahitra, afa-pofona, afa-bintana, maimbo tsikahonkahona, matin'ny vavam-bahoaka, maty volon' ny ratsy, mandraraka ilo mby an-doha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07