Teny iditra | vesoka | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Pentsompentsona, fitenenana tsisy farany mandany fotoana, vatsavatsa, taria. [1.1] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Teny iditra | vesoka | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Varina, sondriana [1.78] | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |