|
|
|
|

Teny iditra1  veta
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny iharana :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6  Maloto fiaina, tia na milalao loto: Ity tena zaza veta mihitsy: diky maloto io dia lalaoviny [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny veta io

Fivaditsoratra  8  tave, teva, veta

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31