Teny iditra vetivety
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In an instant, in a little while [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dans un instant, tout de suite; bientôt [1.8]
Ohatra 
1Vetivety foana dia indro nisy olona niseho. [2.324]
2Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa. [2.470]
Tovy hevitra vetivetika
Ohabolana 

Teny iditra vetivety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Fieritreretana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31