Teny iditra | 1 vidiana (vidy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 qu'on achète [Tanala]
[1.6#839] |
Ohatra |
4 Ilay àry re vidiana, fa iny no tiako e, hiy izy, nony tsy nifantoka tamin-javatra hafa ny masony. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny vidiana io |
Fivaditsoratra | 10 adivina, diavina, divaina, vidiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |