| Teny iditra | 1 vikavika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina
[1.1] 20 zaitra mahalana alohan'ny tena izy [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 large stitches, tacking or basting stitches
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 action de faufiler; gros points de couture
[1.8] 23 faufil, point de bâti [1.13] |
| Voambolana | 24 Toe-karena: zaitra |
| Mpanahaka | 25 tsetseky |
| Fivaditsoratra | 26 vakivaky, vikavika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|