|
|
|
|

Teny iditra 1  vikavikaina
Fototeny  2 vikavika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao vikavika fotsiny; zairina atao zojòtra: Vikavikao, retsy, io lambako io fa maika hahodiko milina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be tacked or basted with large stitches [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on faufile [1.8]

Fivaditsoratra  11 ivikavikàna, vikavikaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20