| Teny iditra | 1 vikinina |
| Fototeny | 2 vikina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be jumped over
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on saute
[1.8] |
| Ohatra |
11 Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana.
[2.436#]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe vikinina |
| Fivaditsoratra | vikinina, 13 vinikina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|