|
|
|
|

Teny iditra1  vilanibe
Singan-teny  2  vilany, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  chaudière, étuve [1.13]
Ohatra  5  Ampitso vao tenehina ny hena, atsangana ny vilanibe, dia kotrohina eo mandritra ny andro. [1.437#]
Tovy hevitra  6  vilanibem-pana#mg.ex
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny vilanibe io

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/21