Teny iditra vinaly (valy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vinaly, vinaliko, vinalinao, vinaliny, vinalintsika, vinalinay, vinalinareo, vinalin', vinalin-, vinalim-
Ny lasa : novinaly, novinaliko, novinalinao, novinaliny, novinalintsika, novinalinay, novinalinareo, novinalin', novinalin-, novinalim-
Ny hoavy : hovinaly, hovinaliko, hovinalinao, hovinaliny, hovinalintsika, hovinalinay, hovinalinareo, hovinalin', hovinalin-, hovinalim-
Tovy hevitra voavaly

Teny iditra viñaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] renianaka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20