|
|
|
|

Teny iditra1  vinanio
Fototeny  2  vinany
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vinanina [Fitanisana]
Ohatra  4  vinanio iza no namely anao [1.1]
5  vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka [1.1]

Fivaditsoratra  6  anivony, anoviny, ivionan, ivonany, naviony, navoiny, niovany, niviona, noniavi, vinanio, vonaiñy, voninay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31