Teny iditra | 1 vinanto |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Fifandraisana: fianakaviana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a son or daughter-in-law [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 gendre, bru [1.54, 1.8] |
Ohatra |
7 Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470] 8 Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny vinanto io |
Fivaditsoratra | 12 vinanto, vintano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |