| Teny iditra | 1 vinavina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 a conjecture
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 conjecture, estimation
[1.8] 18 pronostic; devis; estimation; prévision, projet [1.13] |
| Ohatra |
19 Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany.
[1.317#]
20 Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza. [4.27#] |
| Mpanahaka | 21 volavola |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe vinavina |
| Fivaditsoratra | 23 vanivany, vinavina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|