|
|
|
|

Teny iditra 1  vinavinaina
Fototeny  2 vinavina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tombantombanana: Vinavinao aloha izay ho laninao alohan' ny hanorenanao trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be conjectured, to be estimated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on estime, dont on fait le devis: [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20