|
|
|
|

Teny iditra 1  vingavingaina
Fototeny  2 vingavinga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ivaivaina, ambanina, zimbaina, hamavoina, tsy asiana hasina, tsy hajaina: Novingavingainy teo imason' olona maro be teo aho ka tsy manaiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be abused, to be disdained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on méprise, à qui on adresse des paroles dédaigneuses [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20