|
|
|
|

Teny iditra1  vingivingy
Fototeny  2  vingy
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9  Fitondran-javatra amin' ny tendron-tanana ihany, toy ny zavatra maivan-kely
10  Fanaovana tsinontsinona, tsy fanajana, faniratsirana. [1.1]
Tovy hevitra  11  vingy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20