| Teny iditra | 1 vingy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fitondran-javatra amin' ny tendron-tanana ihany, toy ny zavatra maivan-kely
12 Fanaovana tsinontsinona, tsy fanajana, faniratsirana. [1.1] |
| Tovy hevitra | 13 vingivingy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|