Teny iditra | vinikina (vikina) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Novikinina, nodinganina, nihoarana: Tatatra roa metatra no novinikin' ity zaza mbola kely ity [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a franchi [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voavikina | ||||||
Fivaditsoratra | vikinina, vinikina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |