| Teny iditra | 1 vinonjy |
| Fototeny | 2 vonjy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 voavonjy, novonjena, navotana: Olona novinonjiny tamin' ny loza ianao ka tokony hahay hankasitraka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 secouru, assisté, sauvé, où l'on s'est rendu
[1.3#856] |
| Tovy hevitra | 9 voavonjy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|