|
|
|
|

Teny iditra 1  vinory
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voavory, novorina; nangonina, noehina: Novinorin' ny mpiantso ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Qu'on a réuni, ramassé [1.3#859]
Tovy hevitra  9 voavory
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 rôviny, 12 viniro, vinory

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22