Teny iditra (1/2) | 1 voavory |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 nosy [Sihanaka]
[1.78] |
Tovy hevitra | 4 vòvory |
Teny iditra (2/2) | 5 voavory |
Fototeny | 6 vory |
Sokajin-teny | 7 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Qu'on a réuni, ramassé [1.3#859] |
Ohatra |
10 Nony voavory betsaka ny kitay, dia nomeny taro koa izy. [2.606#180] 11 Izao avy no tontalim-bola sy ny zavatra voavory isam-Piangonana. [2.649#128] |
Tovy hevitra | 12 vinory |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/23 |