|
|
|
|

Teny iditra1  vinory
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voavory, novorina; nangonina, noehina: Novinorin' ny mpiantso ny fokonolona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qu'on a réuni, ramassé. [1.3#859]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voavory
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 rôviny, 12 viniro, 13 vinory

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02